Yom Kippur
Fiseho
Ny Yom Kippur (hebreo: יוֹם כִּיפּוּר na יום הכיפורים / Yom ha-Kippurim "andron' ny famelan-keloka" na "androm-panavotana") dia andro anaovana fifadian-kanina sy vavaka be ao amin' ny fivavahana jiosy izay tanterahina amin' ny faha-10n' ny volana Tishri.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Fetim-pivavahana jiosy: Rosh ha-Shana ("fiantombohan' ny taona"); Yom Kippur ("andron' ny famelan-keloka"); Sukkot ("fetin' ny trano lay" na "fetin' ny tabernakely"); Shemini Atseret ("valo andro fivoriana"); Simkhat Torah ("hafaliana ny amin' ny Lalàna"); Khanukka ("fetin'ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot ("herinandro").